I Jaona 4:19
Culte tous les dimanches: 15h - 17h
19 Place des Touleuses,
95000 Cergy
« MISAORA an’i Jéhovah, ry fanahiko. Jéhovah Andriamanitro ô, lehibe indrindra Hianao; Famirapiratana sy voninahitra no fitafinao »
Salamo 104 : 1
Sekolin’ny tenin’Andriamanitra, fifampitondrana am-bavaka ho an’ny rehetra,
fitondrana am-bavaka ny fiainam-piangonana.
Isaky ny zoma amin’ny 9 ora sasany alina
« Nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy. »
Luc 10:42
Miandry ny fanantenana mahafinaritra sy ny fisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra lehibe sady Mpamonjy antsika, dia Jesosy Kristy.
Titosy 2 : 13
Halaviro ny ratsy, ka manaova soa. Mitadiava fihavanana, ka araho izany.
Salamo 34 : 14
Anaka, tandremo ny teniko ; atongilano ny sofinao hiaino ny filazako. Aza avela hiala eo imasonao izy, fa raketo ao am-ponao. Fa aina ho an’ny mahazo azy izy, ary fahasalamàna ho an’ny nofony rehetra».
Ohabolana 4 : 20-22